Asan'ny Apostoly 15:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin'ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:1-9