Asan'ny Apostoly 15:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nanatitra azy ny fiangonana, dia nandeha namaky an'i Foinika sy Samaria izy ka nilaza ny niovan'ny jentilisa; dia nampifaly ny rahalahy rehetra indrindra izy.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:1-7