Asan'ny Apostoly 15:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny mino sasany, izay isan'ny antokon'ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn'i Mosesy.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:4-8