Tonon-Kiran'i Solomona 8:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ataovy toy ny fanombohan-kase ao am-ponao aho sy toy ny fanombohan-kase eo an-tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, masiaka tahaka ny fiainan-tsi-hita ny fahasaro-piaro; Ny lelafony dia lelafo midedadeda, eny, lelafon'i Jehovah.

Tonon-Kiran'i Solomona 8

Tonon-Kiran'i Solomona 8:1-12