Tonon-Kiran'i Solomona 8:5 Malagasy Bible (MG1865)

Iza moa iry vehivavy miakatra avy any an-efitra, mitehina amin'ny malalany? Teo ambanin'iny hazo poma no namohazako anao; Teo no niterahan-dreninao anao, eny, teo no nahararian'ilay niteraka anao.

Tonon-Kiran'i Solomona 8

Tonon-Kiran'i Solomona 8:1-8