Tonon-Kiran'i Solomona 8:7 Malagasy Bible (MG1865)

Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana, ary ny renirano tsy mahapaoka azy; Na dia misy olona manome ny fananany rehetra ao an-tranony aza hamidy fitiavana, dia hatao tsinontsinona izy.

Tonon-Kiran'i Solomona 8

Tonon-Kiran'i Solomona 8:2-14