Asan'ny Apostoly 3:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noraisiny tamin'ny tànany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin'izay ny tongony sy ny kitrokeliny.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:3-14