Asan'ny Apostoly 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:1-10