Asan'ny Apostoly 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niantsambotra izy ka nijoro, dia nitsangantsangana ary niara-niditra taminy ho eo an-kianjan'ny tempoly, nitsangantsangana ny niantsambotsambotra sady nidera an'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:1-12