Asan'ny Apostoly 27:40 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nesoriny avokoa ny vatofantsika, dia navelany ho any an-dranomasina, ary novahany koa ny kofehin'ny familian-tsambo dia namelatra ny lay anoloana izy ho azon'ny rivotra ka nanatona ny tany.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:37-44