Asan'ny Apostoly 27:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga tamin'izay nisy fihaonan-dranomasina izy, dia navelany hidona tamin'ny tany ny sambo; ary ny loha-sambo nihizina ka nitoetra tsy nihetsika, fa ny vodi-sambo kosa dia vakivaky azon'ny herin'ny onja.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:40-44