Asan'ny Apostoly 27:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nazava ny andro, dia tsy nahalala ny tany izy, fa nahita helodrano anankiray tsara morona, ka teo no nokasainy hampidonana ny sambo, raha azony atao.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:36-44