Asan'ny Apostoly 25:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nitoetra teo aminy tsy mihoatra noho ny havaloana na hafoloana izy, dia nidina nankany Kaisaria; ary nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana izy, ka nasainy halaina Paoly.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:1-7