Asan'ny Apostoly 25:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga izy, dia nitsangana manodidina azy ny Jiosy izay nidina avy tany Jerosalema, ka zavatra maro sady lehibe, izay tsy azony nohamarinina akory, no niampangany azy;

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:1-17