Asan'ny Apostoly 25:5 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izay manam-pahefana eo aminareo, hoy izy, no aoka hiara-midina amiko ka hiampanga an-dralehilahy, raha manan-keloka izy.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:1-7