Asan'ny Apostoly 25:11 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha mpanao ratsy aho, na nanao izay tokony hahafaty ahy, dia tsy mandà tsy ho faty aho; fa raha tsy marina kosa izay zavatra iampangan'ireo ahy, dia tsy misy olona mahazo manolotra ahy ho amin'ny sitrapony. Handahatra eo anatrehan'i Kaisara aho.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:2-14