Asan'ny Apostoly 25:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Paoly: Eto amin'ny fitsaran'i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanisy ratsy ny Jiosy akory aho, ary na ianao aza dia mahafantatra izany marina.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:8-18