Asan'ny Apostoly 25:9 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa Festosy ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, dia namaly an'i Paoly ka nanao hoe: Tianao va hiakatra any Jerosalema hotsaraina eo anatrehako any ny amin'izany zavatra izany?

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:2-11