Asan'ny Apostoly 25:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niresaka tamin'ny mpanolo-tsaina Festosy, dia namaly hoe: Efa nifidy ny handahatra any anatrehan'i Kaisara ianao, ka dia ho any amin'i Kaisara ihany ianao.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:7-21