Asan'ny Apostoly 23:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy antsoantso maharenina teo, ary ny mpanora-dalàna sasany, izay isan'ny antoko atao hoe Fariseo, nitsangana dia niady hevitra ka nanao hoe: Tsy hitanay izay helok'io lehilahy io; fa sao fanahy na anjely no niteny taminy.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:2-13