Asan'ny Apostoly 23:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nitabataba be ihany izy, dia natahotra ny mpifehy arivo, fandrao hifandroritan'ny olona Paoly ka ho samatsamaka, dia nasainy nidina ny miaramila mba haka azy an-keriny hiala teo ampovoany ary mba hitondra azy ho any anati-rova.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:3-14