Asan'ny Apostoly 23:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny Sadoseo manao hoe: Tsy misy fitsanganan'ny maty, sady tsy misy anjely na fanahy; fa ny Fariseo kosa manaiky izany avokoa.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:1-10