Asan'ny Apostoly 22:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tsy nahajery aho noho ny famirapiratan'izany mazava izany, dia notantanan'ireo niaraka tamiko aho, ka dia tonga tany Damaskosy.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:10-19