Asan'ny Apostoly 22:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy anankiray atao hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin'ny Jiosy rehetra izay nonina teo,

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:11-13