Asan'ny Apostoly 22:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izaho: Tompoko, inona no hataoko? Dia hoy ny Tompo tamiko: Mitsangana, ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:7-20