Asan'ny Apostoly 2:23 Malagasy Bible (MG1865)

Izy efa natolotra araka ny saina niniana sy ny fahalalan'Andriamanitra rahateo, dia nohomboanareo sy novonoinareo tamin'ny tanan'ny olona tsy tan-dalàna;

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:18-26