Asan'ny Apostoly 2:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon'Andriamanitra teo aminareo tamin'ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin'Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany,

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:15-29