Asan'ny Apostoly 2:24 Malagasy Bible (MG1865)

fa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan'ny fahafatesana, satria tsy laitr'izany hohazonina Izy.

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:23-34