Asan'ny Apostoly 17:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nialona ny Jiosy ka naka olona ratsy fanahy teny an-tsena ary nahavory vahoaka betsaka, dia nampitabataba ny tanàna ka namely ny tranon'i Jasona ary nitady hamoaka azy roa lahy ho ao amin'ny olona.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:1-8