Asan'ny Apostoly 17:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany tamin'ireo dia nino ka nanampy ho isan'ny mpianatr'i Paoly sy Silasy, ary maro be koa tamin'ny jentilisa izay mpivavaka, ary tsy vitsy tamin'ny vehivavy nanan-kaja.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:1-5