Asan'ny Apostoly 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tsy nahita azy roa lahy izy, dia nisarika an'i Jasona sy ny rahalahy sasany ho ao amin'ny lehiben'ny tanàna ka niantso mafy hoe: Tongay koa ireo lehilahy namadika izao tontolo izao ireo;

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:1-7