Asan'ny Apostoly 17:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny toe-panahin'ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin'ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan'andro, na marina izany, na tsia.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:8-13