Asan'ny Apostoly 17:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly sy Silasy dia nampandehanin'ny rahalahy niaraka tamin'izay nony alina hankany Beria; koa raha tonga tany izy, dia niditra tao amin'ny synagogan'ny Jiosy.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:7-11