Asan'ny Apostoly 17:12 Malagasy Bible (MG1865)

Koa maro tamin'ireo no nino, ary tsy vitsy tamin'ny vehivavy jentilisa nanan-kaja sy ny lehilahy.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:2-18