Asan'ny Apostoly 14:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy Jiosy tonga avy tany Antiokia sy Ikonioma, izay nitaona ny vahoaka ka nitora-bato an'i Paoly, dia nitarika azy ho eny ivelan'ny tanàna, satria nataony fa efa maty izy.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:10-24