Asan'ny Apostoly 14:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nony nanodidina azy ny mpianatra, dia nitsangana izy ka lasa niakatra tao an-tanàna. Ary nony ampitso dia niala tao izy sy Barnabasy ka nankany Derbe.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:16-28