Asan'ny Apostoly 14:18 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa na dia nilaza izany aza izy, dia saiky tsy nahasakana ny olona tsy hamono zavatra hatao fanatitra aminy.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:12-21