Asan'ny Apostoly 14:17 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona Izy; fa manao soa Izy, mampilatsaka ny ranonorana avy eny amin'ny lanitra ho anareo sady manome taon-jina ka mahavoky ny fonareo amin'ny hanina sy ny fifaliana.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:7-21