Asan'ny Apostoly 11:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nandre izany ireo, dia nangina sady nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Efa nomen'Andriamanitra ny jentilisa koa ny fibebahana hahazoany fiainana.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:15-19