Asan'ny Apostoly 11:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay niely noho ny fanenjehana tamin'i Stefana dia nandeha hatrany, Foinika sy Kyprosy ary Antiokia, nefa tsy nitoriteny tamin'ny olona izy, afa-tsy tamin'ny Jiosy ihany.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:16-28