Asan'ny Apostoly 11:17 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha mba homen'Andriamanitra azy ny fanomezana, tahaka antsika fony isika vao nino an'i Jesosy Kristy Tompo dia iza moa aho no hahasakana an'Andriamanitra?

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:13-23