Asan'ny Apostoly 11:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahatsiaro ny tenin'ny Tompo aho, izay nolazainy hoe: Jaona nanao batisa tamin'ny rano, fa ianareo kosa dia hatao batisa amin'ny Fanahy Masina.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:14-23