Tonon-Kiran'i Solomona 7:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny lohanao dia tahaka an'i Karmela, ary ny volon-dohanao milantolanto dia somary volomparasy. Voatanan'ny volo olioly ny mpanjaka!

Tonon-Kiran'i Solomona 7

Tonon-Kiran'i Solomona 7:1-11