Tonon-Kiran'i Solomona 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin'ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an'i Damaskosy.

Tonon-Kiran'i Solomona 7

Tonon-Kiran'i Solomona 7:1-13