Tonon-Kiran'i Solomona 7:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ny foitrao dia tahaka ny tomaboha kivorivory; Tsy ho diso divay noharoharoan-java-manitra anie izy! Ny kibonao dia tahaka ny vary tritika voatoby sady voaravaka lilia manodidina.

Tonon-Kiran'i Solomona 7

Tonon-Kiran'i Solomona 7:1-4