Tonon-Kiran'i Solomona 7:2 Malagasy Bible (MG1865)

Endrey! mahate-hijery ny famindran'ny tongotrao mikiraro, ry zazavavy zanak'andriana! Dia tahaka ny firavaka ny amboam-penao, nataon'ny tanan'ny mahay zavatra.

Tonon-Kiran'i Solomona 7

Tonon-Kiran'i Solomona 7:1-9