Tonon-Kiran'i Solomona 5:1 Malagasy Bible (MG1865)

Efa tonga eto an-tsahako aho, ry havako ampakariko; Mioty ny miorako mbamin'ny zava-manitro aho; Efa homana ny toho-tanteliko mbamin'ny tanteliko aho, ary efa misotro ny divaiko mbamin'ny rononoko; Homàna ianareo, ry sakaizako, misotroa, eny, mivokisa divay, ry malala.

Tonon-Kiran'i Solomona 5

Tonon-Kiran'i Solomona 5:1-3