Tonon-Kiran'i Solomona 4:16 Malagasy Bible (MG1865)

Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra; avia, ry avy any atsimo, Mitsofa eny an-tsahako hielezan'ny fofony manitra. Aoka ny malalako hankatỳ an-tanimboliny ka hihinana ny voankazony tsara.

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:6-16