Tonon-Kiran'i Solomona 4:11 Malagasy Bible (MG1865)

Mitete tantely toy ny avy amin'ny tohotra ny molotrao, ry ampakariko; Tantely sy ronono no ao ambanin'ny lelanao, ary ny fofon'ny fitafianao dia tahaka ny fofon'i Libanona.

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:1-14