Tonon-Kiran'i Solomona 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Akory ny hatsaran'ny fitiavanao, ry havako ampakariko! Akory ny hatsaran'ny fitiavanao! eny, tsara noho ny divay! Ary ny fofon'ny menaka manitrao dia mihoatra noho ny zava-manitra rehetra!

Tonon-Kiran'i Solomona 4

Tonon-Kiran'i Solomona 4:4-13